23 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

AKON’NY TAGNAMARO : ANTSIRANANA 1 

AKON’NY TAGNAMARO : ANTSIRANANA 1 Tontosa androany 16 Aprily 2022 ny TAGNAMARO izay nataon’ny Fikambanan’ny Filohan’ny 25 Fokontany eto Antsiranana-I izay tarihin’ny Filoha Sergino KADER. Fanavaozana ny lokon’ny biraon’ny fokontany « Avenir » no niaraha-nanao satria ity no birao anisan’ny ela indrindra eto Antsiranana, tamin’ny taona 1978…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANTSOHIHY 

TAGNAMARO ANTSOHIHY Tato anatin’ny andro maromaro no nahatsapana fa lasa tanteraka ireo oranandro mikija nentin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra. Ankehitriny, hiditra amin’ny vanim-potoana ririnina sy maintany ny aty amin’ny tapany avaratra. Araka izany, nosafidiana manokana tato amin’ny toerana misy ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina no…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAINTE MARIE 

TAGNAMARO SAINTE MARIE Fanamboaran-dalana teto an-tampon-tananan’i Sainte Marie ho fanatsarana ireo toerana miandrondrano rehetra teto an – toerana. Tao bato avy tamin’ny tsena izay nesorin’ny Kaominina ho fanatsarana ny tsena no nanatofana izany. Ny delegen’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Sainte Marie no nitarika ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FENOARIVOBE 

TAGNAMARO FENOARIVOBE Fanadiovana sy fanesorana ireo lobolobo tao amin’ kianja filalaovana Basket sy Volley tao amin’ny Vikabe Fokontany Andranomirafy no nanamarihina ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tamin’ity sabotsy 16 aprily 2022 ity taty amin’ny Kaomina Fenoarivobe. Ankoatr’ireo olontsotra sy fikambanana maro samihafa dia tonga maro ihany…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TANGAMARO MAINTIRANO 

TANGAMARO MAINTIRANO Fanamboarana ireo dabilio mitongilana tao amin’ny EPP AMPASIMANDRORO Maintirano no nanamarihana ny Tagnamaro amin’ity volana Aprily ity teto Maintirano. Ny mpianatra ihany no nanatanteraka ny asa, ny Fitaleavamparitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky kosa no namatsy ny fitaovana nilaina.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FANDRIANA 

TAGNAMARO FANDRIANA Potika avokoa ny lalan-tany rehetra mampifandray ny kaominina samy kaominina ato amin’ny Distrika Fandriana, isan’ireny ny mampitohy an’i Fandriana-Miarinavaratra, Fandriana-Ankarinoro sy ny kaominina hafa. Fanamboarana ireo lalana ratsy tao amin’ny kaominina Imito sy Tatamalaza no hetsika TANAMARO tamin’ity volana avrily ity tany amin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN 

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN Fanatsarana ny toerana fialana sasatra manoloana ny CHRR Philibert TSIRANANA eto Tolagnaro ny TAGNAMARO tamin’ity volana aprily ity. Ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy , tohanan’ny Kaominin’ny ambonivohitrin’ny Fort-Dauphin, no nitarika ny hetsika izay notronin’ireo hery velona marolafy eto an-toerana miankina…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ny La Place no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka, androany sabotsy 16 aprily 2022. Nitarika izany ny Préfet an’Ambatondrazaka sy ny Sekretera Jeneralin’ny faritra Alaotra Mangoro niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina. Niara-nientana ny rehetra namafa sy nisoroka ireo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TOLIARA 

TAGNAMARO TOLIARA Anisan’ny nanatanteraka tagnamaro, amin’ity andron’ny olom-pirenena androany ity, ny teto Toliara renivohitra ka teo anoloan’ny biraon’ny fananan-tany sy fandrefesan-tany no nanatanterahana izany. Fanadiovana ny arabe eo anoloana sy fanadiovana ny toerana manan-tantara antsoina hoe Ankilisoafilira no notontosaina tamin’izany. Ny Fitaleavam-paritry ny serasera sy…

Plateforme MCC DSI.