23 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAMBAVA 

TAGNAMARO SAMBAVA Fanadiovana ny tokontany misy ny Dispensaire eto Sambava-centre no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena omaly Asabotsy faha 19 Martsa 2022. Sampandraharaha maro samihafa, Chefs Fokontany, fikambanana ary olon-tsotra no tonga nanatanteraka izany. Ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA dia mankasitraka…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TANGAMARO TSIROANOMANDIDY BONGOLAVA 

TANGAMARO TSIROANOMANDIDY BONGOLAVA Manomboka tafapaka eo amin’ny fiaraha-monina ny Tagnamaro. Nifanome tanana ny rehetra teto nanala ireo fako nahatonga ny fahatsetsenan’ny lakandrano ka nitarika ny fahapotehan’ny lalana mihazo an’ny Belair Fokontany Mangarivotra Tsiroanomandidy. Ankoatr’izay nisy ihany koa ny fanadiovana ireo fako rehetra teny amin’ny lalana….

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBOSITRA 

TAGNAMARO AMBOSITRA Fanadiovana sy fambolen-kazo ravitsara sy sedera manodidina ny Rovan’Ambositra tompon’agnarana no nanamarihana ny tagnamaro andron’ny olom-pirenena volana Martsa 2022 taty Ambositra. Antony dia ho fampahafantarana an’ity Rova ity amin’ny maha izy mitahiry ny tananan’Ambositra ary ho fikajiana azy. ity Rovan’Ambositra tompon’agnarana ity moa…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Zanaka kininina sy acacia mitotaly 1000 isa no voavoly tao amin’ny tanin’ny oniversite ISTRALMA Andrarabary kaominina Ambatondrazaka Suburbaine, androany sabotsy 19 martsa 2022 nandritra ny hetsika TAGNAMARO. Nifanome tanana namboly izany ireo serivisy miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, mpandraharaha, mpanao gazety ary…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDILAMENA 

TAGNAMARO ANDILAMENA Fanamboarana ny lalana mirefy 300 metatra miakatra ao ambany andrefana Andilamena izay anisan’ny simban’ny rotsak’orana ny hetsika TAGNAMARO tamin’ity volana martsa ity tao amin’ny Distrikan’ Andilamena. Nototofana tany sy vatokely ireo lavadavaka, ary nasiana lalan-drano ny sisin-dalana mba ialana amin’ny fahasimbana amin’ny fiavin’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MORAMANGA 

TAGNAMARO MORAMANGA Fanadiovana ny manodidina ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ambohibary no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, androany sabotsy 19 Martsa 2022. Tonga namaly ny antso ireo mpanakanto sy ny mpanao gazety rehetra ao Mangoro ary ny fokonolona ao amin’ny…

Plateforme MCC DSI.