23 Oct 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Fokontany 6 eto antampotanàna’i Maevatanàna no indray nihetsika nanatanteraka ny hetsika fanadiovana ireo tatatra tsetsin’ny fako manerana ny tanàna. Isan’ny olana sedrain’i Maevatanàna matetika ny fiakaran’ny rano rehefa avy ny orana ka tokony kojakojaina ireny fofodrafitrasa ivarinan’ny rano ireny hisorohana ny loza.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ROCADE TSARASAOTRA – IVATO 

TAGNAMARO ROCADE TSARASAOTRA – IVATO Zana-kazo 500 fototra novelona nanamorona ny lalana andaniny roa. Tahaka ny fanao isaky ny Sabotsy fahatelo amin’ny volana, mifanome tanana amin’ny hetsika Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Raha ny voafaritra anatin’ny tetiandron’ny Tagnamaro…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

KAOMININA ANJOMA BETOHO 

KAOMININA ANJOMA BETOHO KAOMININA ANJOMA BETOHO: Navaozina tamin’ny alalan’ny Tagnamaro ny CSB sy ny ivo-toeram-piterahana. Kaominina Ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’i Manjakandriana i Anjoma Betoho, 12 km monja miala ny RN2 mitsofoka any Manankavaly fa saingy ratsy lalana ka lasa mitoka-monina. Io kaominina io no nosafidian’ny…

Le Ministère, Tagnamaro

FAMARANANA TAGNAMARO TAO FARAFANGANA 

FAMARANANA TAGNAMARO TAO FARAFANGANA Fanadiovana faobe, ny tananàn’i Farafangana sy ny moron-dranomasina no namaranana ny « TAGNAMARO MANOKANA FANARENANA »nataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny 3 andro notarihin-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO. Niara-nanao TAGNAMARO tamin’ireo fokonolona, mpiasam-panjakana samihafa ary mpilatsaka an-tsitrapo tany an-toerana…

Le Ministère, Tagnamaro

TAGNAMARO FANARENANA CSB FARAFANGANA : FANAMBY GOAVANA NY NAHAVITANA AZY 

TAGNAMARO FANARENANA CSB FARAFANGANA : FANAMBY GOAVANA NY NAHAVITANA AZY Tamin’ ity androany ity, niara-nikatroka nanarina ny CSB ao Farafangana ny ekipan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny sampan-draharaham-panjakana samihafa, ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka Atsimo Atsinanana ary ireo olom-pirenena tonga maro be, tamin’ny alalan’ny «…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

FARAFANGANA : NARENINA TAMIN’NY ALALAN’NY TAGNAMARO NY IVO-TOERANA MISY NY TVM SY NY RNM 

FARAFANGANA : NARENINA TAMIN’NY ALALAN’NY TAGNAMARO NY IVO-TOERANA MISY NY TVM SY NY RNM Tafaverina amin’ny endriny vaovao ny foiben-toeran’ny RNM sy TVM ao Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana, vokatry ny « TAGNAMARO MANOKANA – FANARENANA » izay ataon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina taoriann’ny rivodoza…

Plateforme MCC DSI.