TAGNAMARO SAINTE MARIE
TAGNAMARO SAINTE MARIE Teto amin’ny Kartier Analamboanio Fokontany Ambodifotatra no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity volana Febroary ity . Toerana matetika dobondrano izy io mandritra ny andro ratsy ka tonga nitarika izany ny Préfet de Police mahatody Henri Jocelyn, Solontenan’ny Solombavambahoaka ,ny Ben’ny Tànana. Ankoatr’ireo niara…
TAGNAMARO DISTRIKAN’NY MANAKARA FARITRA FITOVINAGNY
TAGNAMARO DISTRIKAN’NY MANAKARA FARITRA FITOVINAGNY Sabotsy 26 Febroary 2022 Fanarenana ny simba noho ny fandalovan’ny rivo-doza lasa teo no tagnamaro natao taty Manakara. Tao amin’ny CEG Manakara be no nanatanterahana izany. -Fandrafetana ny table à banc simba -Famatsiana ireo hazo mampisaraka ny lakikasy izay nianjera…
FIHAONANA TAMIN’NY VEHIVAVY MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA POLISY- AMBOHIMANGA ROVA
FIHAONANA TAMIN’NY VEHIVAVY MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA POLISY- AMBOHIMANGA ROVA Namaly ny fangatahan’ireo vehivavy mpianatra ho « officier de police » sy « commissaire de police » eo anivon’ny Sekoly ambony manofana ho amin’izany dia ny ENSP ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Lalatiana…