23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Autres, Communication

TETIKASA TSIMBINA – FANOHANANA IREO MPIARA- BELONA MAREFO 

TETIKASA TSIMBINA – FANOHANANA IREO MPIARA- BELONA MAREFO Niara-dia tamin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisankina omaly Alakamisy 29 Aogositra 2024, ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin’ny minisitra ???? ??????????? ?????, tamin’ny fanombohana ny tetikasa TSIMBINA. Fandaharanasan’ny gouvernementa Malagasy arindran’ny minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisankina…

Autres, Le Ministère

TONGASOA RAMATOA MINISITRA 

TONGASOA RAMATOA MINISITRA Noraisin’ny mpiasan’ny MSK tamin’ny fomba ofisialy androany tao amin’ny Havoria Anosy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina vaovao, ???? ??????????? ?????. Maro ireo parlemantera tonga nifanotrona taminy tamin’izany lanonana manasongadina ny kolontsaina malagasy izany. Nitso-drano ny minisitry ny Serasera sy ny…

Communiqués Officiels

FIFIDIANANA BEN’NY TANANA SY MPANOLONTSAINA 

FIFIDIANANA BEN’NY TANANA SY MPANOLONTSAINA Notanterahina teny amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana CENI ny maraina teo, ny fihaonana tamin’ireo mpisehatra rehetra amin’ny fifidianana, isan’izany ireo antoko politika, ny firaisamonim-pirenena, ireo mpiaramiombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ary ny rafitra mpanatanteraka. Natao izao fihaonana izao…

Plateforme MCC DSI.