23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Culture, Evènement culturel

????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ?????????????? ?????? 

????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ?????????????? ?????? ??????? ??? ??????? ?? ??????????’?? ???????????? ?????????? ???????? ?????????????? ????. Taorian’ny lanonana manetriketrika nanokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina « ????’????????? » izay notarihin’ny ???????’?? ℝ???????? niaraka tamin-?ℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, avy hatrany…

Autres, Culture

???ℕ’?ℕ??ℝ??ℝ? 

???ℕ’?ℕ??ℝ??ℝ? ?ℝ?ℕ???ℕ’ℕ? ??ℝ???ℝ? ?? ℕ? ????ℕ????ℕ? ℍ? ?ℕ’ℕ? ??ℝ??ℝ? ????ℕ?ℕ??ℝ??ℝ? : ℕ?????ℕ?ℕ’? ????ℍ?ℕ’ℕ? ℝ?ℙ??????. « ???ℕ’?ℕ??ℝ??ℝ? » : io no anarana nampitondraina ity Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Antsirabe izay notokanan’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika ????? ℝ??????ℕ? sy Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ?????????…

Culture, Le Ministère, Tagnamaro

VOVONANA MIARADIA 

VOVONANA MIARADIA Nanolotra tafo fanitso 95 isa hampiasaina amin’ny Tagnamaro fanarenana ny fahavoazana vokatry ny rivo-doza. Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena: tafapaka amin’ny vahoaka tanteraka ny lalantsaina fonosin’ity fandaharan’asan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontaina ity ankehitriny. Ankoatra ny fandraisana anjara mivantana amin’ny asa atao, tsy vitsy ihany…

Contrat Programme MCC, Le Ministère, Non classées

IVOTORO 

IVOTORO Hanolo-tanana amin’ny fanatsarana ny tolotra eo anivon’ny Ivon’ny Torohay ny Banky Iraisam-pirenena. Naneho ny fahavonany hanampy ny Ivon’ny Torohay (IVOTORO) manoloana ny ezaka mankadiry vitany nandritra ny fotoana nihodinany ny Banky Iraisam-pirenena. Tafiditra ao anatin’izay fanampiana izay ny fanatsarana ny lafin’ny teknika samihafa, ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TRANOMPOKONOLONA MAROANTSETRA 

TRANOMPOKONOLONA MAROANTSETRA NIVERINA NAHAZO ENDRIKA VAO TAMIN’NY ALALAN’NY TAGNAMARO GOAVANA. Namarana ny asa nandritra ny dian’ny delegasion’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina notarihin-dℝ?????? ????????? ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ??? tany Maroantsetra ny asa goavana nanarenana ny Tranompokonolona ao an-toerana izay efa simba dia simba. Niara-nientana nandritra ity…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

????????? ???????????? (TOHINY) 

????????? ???????????? (TOHINY) NANADIO NY MANODIDINA NY FOIBEN-TOERAN’NY TVM SY NY RNM NY VAHOAKA MAROBE. Nandritra ny Tagnamaro nentina nanarenana ny foiben-toeran’ny TVM sy ny RNM Maroantsetra omaly izay notarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia marobe ireo vahoakan’i Maroantsetra niara-nientana nanadio sy nikolokolo…

Autres, Communication

??? -ℝℕ? ??ℝ??ℕ????ℝ? NAHAZO FITAOVANA VAOVAO SY MAODERINA 

??? -ℝℕ? ??ℝ??ℕ????ℝ? NAHAZO FITAOVANA VAOVAO SY MAODERINA Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny delegasiona tarihin-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO any Maroantsetra ny fanolorana ireo karazana fitaovana samihafa entina manatsara ny kalitaon’ny tolotra omen’ny TVM sy ny RNM any an-toerana. Tahaka ny efa natao tany amin’ny Faritra…

Plateforme MCC DSI.