23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Culture, Evènement culturel

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA». Faritra : Atsinanana, Bongolava, Ihorombe. Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Avrily 2022 amin’ny 8 ora…

Autres, Culture

FAMPAHAFANTARANA AN’I LALAO ELINA RAZANADRIAKA 

FAMPAHAFANTARANA AN’I LALAO ELINA RAZANADRIAKA. Mpanoratra sady mpitantana ny trano famoaham-boky Mipariaka Boky. Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanohanana sy fanomezan-danja ireo mpiantsehatra ao anatin’ny rohin’ny boky ny fanomezan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sehatra ho azy ireny amin’ny halalan’ireo asa tanterahin’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara. I…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

« SOATSIMANAMPIOVANA » (LES SOUVENIRS DE JEAN LABORDE) MANTASOA. 

« SOATSIMANAMPIOVANA » (LES SOUVENIRS DE JEAN LABORDE) MANTASOA. ???????????? ?? ????? ???????-???????? ?? ??’?? ??????????? ?? ?? ??????? ??????? : FAMELOMA-MASO NY HARO « SOATSIMANAMPIOVANA » (LES SOUVENIRS DE JEAN LABORDE) MANTASOA. Ho fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zavanaorina sy ny toerana miavaka na ny « ??????? ??????????????…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Fanadiovana ny manodidina ny CRENI sy ny Service Pédiatrie ao amin’ny CHRR Maevatanàna. Nodiovina ihany koa ny toerana izay nambolena zanaka ananambo taloha ka hoaverina hatao tanin’anana ho fanampiana ireo Ray amandreny mitondra ny zanany hotsaboina sy arahi-maso ao amin’ny CRENI.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDILAMENA 

TAGNAMARO ANDILAMENA Nanohy ny fanamboarana ny lalana Ambany Andrefana ireo mponina ao Andilamena nandritra ny hetsika TAGNAMARO natao androany sabotsy 16 aprily 2022. Nototofana vatokely sy fasika ireo lavaka ary nanamboarana lakandrano ny sisin’ny lalana. Mampifandray kaominina 08 amin’ny renivohitry ny distrikan’Andilamena ity lalana ity.

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BEALANANA 

TAGNAMARO BEALANANA Tsy diso anjara fa indray nifarimbona nanantanteraka ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena izay karakarain’ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina ihany koa ny tao Bealanana tamin’ity andron’ny Asabotsy 16 Aprily ity. Ny fanadiovana ny « Résidence » ny Distrika ao an-toerana no natao. Nanamafy teto ny lehiben’ny Distrika…

Plateforme MCC DSI.