23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ny La Place no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka, androany sabotsy 16 aprily 2022. Nitarika izany ny Préfet an’Ambatondrazaka sy ny Sekretera Jeneralin’ny faritra Alaotra Mangoro niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina. Niara-nientana ny rehetra namafa sy nisoroka ireo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TOLIARA 

TAGNAMARO TOLIARA Anisan’ny nanatanteraka tagnamaro, amin’ity andron’ny olom-pirenena androany ity, ny teto Toliara renivohitra ka teo anoloan’ny biraon’ny fananan-tany sy fandrefesan-tany no nanatanterahana izany. Fanadiovana ny arabe eo anoloana sy fanadiovana ny toerana manan-tantara antsoina hoe Ankilisoafilira no notontosaina tamin’izany. Ny Fitaleavam-paritry ny serasera sy…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANOKANA 15 APRILY 2022 

TAGNAMARO MANOKANA 15 APRILY 2022 Kaominina Ampaneva: Navaozina tamin‘ny alalan’ny ???ℕ???ℝ? ny CSB2 sy ny manodidina ny toeram-pitsaboana ary ny tambohon’ny kaominina. Manohy ny fitetezana ny Kaominina samihafa ao anatin’ny distrikan’i Manjakandriana ny ekipan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina mampita ny lalan-tsaina TAGNAMARO ho fanabeazana…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY ZAVAKANTO 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ZAVAKANTO ?ℕ?ℝ? ??ℕ?ℝ?ℕ-??ℕ? ℍ? ?ℕ’ℕ? ℤ?????ℕ?? : ℍ??????? ??????? ???? ?????????? ?? ????????? ?? ????????? ?? ?????????? ?????? ??? ????????’???? ?????? ?????-??????? ???????? ????’?? ?????????.  « Mba ho velona amin’ny talentany sy ny kanto izay ataony ireo tanora mpiangaly zavakanto »…

Culture, Promotion Langue Malagasy

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Ravorombato mpanoratra avy ao amin’ny faritra Itasy no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Avrily : Ireto ireo hetsika anamarihana izany : – Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy) – Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia…

Autres, Communication

ADY HEVITRA 

ADY HEVITRA Ho vahinin’ny fandaharana ADY HEVITRA rahampitso Zoma 15 Aprily 2022 amin’ny 08 ora alina ao amin’ny TVM ny Solombavambahoaka isany: RAJOELINA Seth voafidy tao Fianarantsoa 1 sy VONINAHITSY Jean Eugène voafidy tao Morafenobe.

Autres, Culture

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY 

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY Isan’ny fanamby lehibe napetrakin’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ny fanomezan-kasina sy ny fampiroboroboana ny teny malagasy ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena. Manoloana izany, ho fankalazana ny ???? ?????’?? ???? ???????? ny volana jona 2022 dia misokatra ny…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ZAVAKANTO 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY ZAVAKANTO Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara hetsika ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny Zavakanto ny zoma 15 Aprily 2022 ao amin’ny ??????? Analakely. Ho hita mandritra izany hetsika izany ny atrik’asa: fanaovana sarisokitra voakirakira amin’ny hazo…

Autres, Culture

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY 

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY Isan’ny fanamby lehibe napetrakin’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ny fanomezan-kasina sy ny fampiroboroboana ny teny malagasy ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena. Manoloana izany, ho fankalazana ny ???? ?????’?? ???? ???????? ny volana jona 2022 dia misokatra ny…

Plateforme MCC DSI.