FAMELOMANA AN-TSEHATRA NY ASA SORATR’IREO POETA ANDRAREZONA
FAMELOMANA AN-TSEHATRA NY ASA SORATR’IREO POETA ANDRAREZONA
CONSEIL DU GOUVERNEMET DU MERCREDI 30 MARS 2022
CONSEIL DU GOUVERNEMET DU MERCREDI 30 MARS 2022
RNM/TVM : TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO
RNM/TVM : TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO Harahintsika ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM anio Zoma amin’ny 01 ora sy sasany ka hatramin’ny 02 ora sy sasany tolakandro indray ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Mpitondra tenin’ny Governemanta, ny Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO hitondrana…
FAMOAHANA SY FANOLORANA NY BOKY « SOATOAVINA MALAGASY » : FAMELOMA-MASO NY MAHA-IZY ARA-KOLONTSAINA MALAGASY
FAMOAHANA SY FANOLORANA NY BOKY « SOATOAVINA MALAGASY » : FAMELOMA-MASO NY MAHA-IZY ARA-KOLONTSAINA MALAGASY « Ny soatoavina hita taratra tamin’ny tolom-panafahana 1947 », « Ny vary : aina sy kolontsaina », « Ny omby », « Ny teny malagasy : fototry ny firenena », « Ny fady », « Ny hasin’ny voahary », « Ny refy sy ny fatra »,…
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Notanterahana androany tao amin’ny Efitrano Jaomanoro, Tranombokim-pirenena Anosy ny fihaonana tamin’i Avelo Nidor. Izy moa no mpanoratra nomen-danja sy nampahafantarina tamin’ity volana marsa ity. Nandritra ity volana ity dia nisy ny fihaonany tamin’ireo mpitia ny literatiora tany amin’ny faritry Bongolova, ny…
FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY CLUB FANORO AMPARAFARAVOLA
FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY CLUB FANORO AMPARAFARAVOLA Tontosa ny Sabotsy 26 Martsa 2022 tao amin’ny CEG Amparafaravola ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Club Fanoro Amparafaravola sy ny taom-pianarana ny teny vahiny ary ny fianarana ny asan-tserasera amin’ny ankapobeny. Tonga nanome voninahitra izany ny…
ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY TEATRA
ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY TEATRA. NOMARIHINA TAO AMIN’NY IVOKOKOLO ANALAKELY NY ?ℕ?ℝ? ??ℕ?ℝ?ℕ-??ℕ? ℍ? ?ℕ’ℕ? ????ℝ?. Tantara tsangana roa dia « ???????? » nolalaovin’ny Sakaizan’ny Teatra Malagasy LJJ Rabearivelo sy « ???????? ?? » nolalaovin’ny Tropy Ilo izay noravahana hira teatraly nentin’ny ??????????’?? ?????? ?????? ???????? no nentina nankalazana…
NY VAKY SEHATRA HIRA GASY 2022
NY VAKY SEHATRA HIRA GASY 2022. NANOKATRA NY VAKY SEHATRA HIRA GASY 2022 RAMATOA MINISITRA LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO. Ny Fokontany Ambohijafy Kaominina Imerintsiatosika, Distrikan’Arivonimamo no nosafidian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina hanamarihana amin’ny fomba ofisialy ny fiverenan’ny Hetsika ara-kolontsaina sy zavakanto, tamin’ny alalan’ny fanokafan-dRamatoa ?????????…
TAGNAMARO BETROKA.
TAGNAMARO BETROKA. Nialohavan’ny fandiovana ny trano hasiana ny toerana famakiam-boka eto Betroka izany , nitohy taminy fanamboarana ny daba fanariam-pako hampiasaina eto amin’ny Delegasionin’ny Serasera sy ny Kolontsaina Betroka ahafahana mikajy ny fahadiovana manodidina ny toeram-piasana aty an-toerana . Isany Politika akapoben’ny Minisiteran’ny Serasera sy…
TANGAMARO MORAFENOBE
TANGAMARO MORAFENOBE. Fandiovana ny lalana miakatra eny amin’ny tsangambaton’ny 29 Martsa sy fandokoana ny tsangambato no nanamarihan’ny vahoakan’i Morafenobe ny Tagnamaro androany.