23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Autres, Culture

???? ??????? ?? ?????????? ????-??????????? ??’? ???????, ??????????’?? ???? ???????? 

???? ??????? ?? ?????????? ????-??????????? ??’? ???????, ??????????’?? ???? ???????? Notanterahina omaly hariva tetsy amin’ny Ivokolo Analakely ny seho sehatra nokarakarain’ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? amin’ny alalan’ny OFNAC ho fankalazana ny faha-35 taona niakaran’i ??ℕ???? an-tsehatra, hetsika natao ihany koa hanampiana azy amin’ny fitsaboan-tena…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

????????? ?? ?ARTSA ???? TAO AMIN’NY KAOMININA AMBATOMENA 

????????? ?? ?ARTSA ???? TAO AMIN’NY KAOMININA AMBATOMENA. Kaominina Ambatomena: Navaozina tamin‘ny alalan’ny ???ℕ???ℝ? ny CSB2 sy ny efitrano fandraisana ireo vehivavy avy niteraka ary ny manodidina ny toeram-pitsaboana. Kaominina ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’ny Manjakandriana i Ambatomena. 21km miala an’i Talata Volonondry manaraka ny lalam-pirenena…

Culture, Promotion Langue Malagasy

SOATOAVINA MALAGASY 

SOATOAVINA MALAGASY « SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volona ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FAHATERAHANA» Faritra: ALAOTRA MANGORO , ITASY, DIANA ary SAVA. Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 27…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY POEZIA 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY POEZIA Andro maneran-tany ho an’ny Poezia: navoaka ofisialy tetsy amin’ny Ivokolo Analakely ny boky « TOMBOKAVATSAN’NY HAISORATRA » 21 Marsa: io no daty voatondro maneran-tany hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Poezia. Ho antsika eto Madagasikara, nisafidy ny teo anivon’ny Minisiteran’ny…

Culture, Evènement culturel

FANAIKY « NY JAZZ GASY » 

FANAIKY « NY JAZZ GASY » Ho fanampiana an’i Fanaiky amin’ny fitsaboan-tena izay ataony, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara seho sehatra manokana ny Zoma 25 Marsa 2022 ao amin’ny Ivokolo Analakely, hankalazana ihany koa ny faha-35 taona niakarany an-tsehatra, hanasana antsika mpankafy jazz sy…

Plateforme MCC DSI.