23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Autres, Communication

FIFIDIANANA BEN’NY TANANA -FANAZAVANA AVY AMIN’NY MPITONDRA TENIN’NY GOVERINEMANTA 

FIFIDIANANA BEN’NY TANANA -FANAZAVANA AVY AMIN’NY MPITONDRA TENIN’NY GOVERINEMANTA Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety ny ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Mpitondra tenin’ny Governemanta, ???? ??????????? ?????, ny maraina teo, momba ny fanovana ny lisitry ny antontan-taratasy sasany ilaina amin’ny firotsahan-kofidiana ben’ny tanàna, araka ny…

Autres, Culture

ROVAN’I MADAGASIKARA – ANTONTANISA SAMIHAFA 

ROVAN’I MADAGASIKARA – ANTONTANISA SAMIHAFA Indro zaraina amintsika ireo antontanisa momba ny isan’ireo mpitsidika ny Rovan’i Madagasikara tao anatin’ny telo volana farany (Jona – Jolay – Aogositra 2024). Mankasitraka hatrany ireo rehetra tonga mitsidika ity harem-pirenena ity. Ampatsiahivina fa ny andro sy ora fisokafan’ny Rovan’i…

Autres, Communication

AKON’NY FIVORIAN’NY AFRICA50 NATAO ETO ANTANANARIVO 

AKON’NY FIVORIAN’NY AFRICA50 NATAO ETO ANTANANARIVO Sary vitsivitsy nanamarika ny fivoriamben’ny Africa50 izay notanterahina androany teto Antananarivo, ary notarihan’ny filoha Malagasy Andry RAJOELINA. Isan’ny nanamarika ny lanonana androany ny fanaovan-tsonian’ny famatsiam-bola entina hanohizana ny tetikasa VOLOBE, manana tanjaka 120 MW , izay heverina fa hampitombo…

Autres, Communication

FIVOARIAN’NY AFRICA50 ETO ANATANANARIVO 

FIVOARIAN’NY AFRICA50 ETO ANATANANARIVO Mandray ny fivoriamben’ny Africa50 Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara, anio 19 septambra 2024. Ny Africa50 dia sehatra ho an’ny fampiasam-bola izay eo ambany fitarihan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (BAD) entina hitadiavana famatsiam-bola ho an’ireo fotodrafitrasa aty Afrika. Mpampiasa vola sy mpitarika avy…

Autres, Culture

LADIES MAKIS 

LADIES MAKIS Amin’ny maha reny mpiahy azy ny ekipam-pirenena vehivavy ?????? ?????, dia nandray sy nitsodrano ireo mpilalao izay hiatrika tsy ho ela ny fifaninanana WXV3 hiadiana ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja baolina lavalava, ramatoa ????? ?????????, androany teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsirohitra. Manohana sy…

Autres, Communication

FITSIDIHAN’IREO SENATERA FRANTSAY NY ROVAN’I MADAGASIKARA 

FITSIDIHAN’IREO SENATERA FRANTSAY NY ROVAN’I MADAGASIKARA Sary vitsivitsy nanamarika ny fitsidihan’ireo Senatera frantsay, ny Rovan’i Madagasikara, ny maraina teo, notronin’ny masoivoho frantsay miasa eto amintsika Arnaud Guillois. Nandray azy ireo teny antoerana ny Sekretera Jeneralin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Ity delegasiona frantsay ity dia…

Plateforme MCC DSI.