23 Oct 2024

Auteur/autrice : redac

Autres, Le Ministère

AMBASADORO INDIANA MONINA SY MIASA ETO AMINTSIKA ??????? ?????????? DIA NITSIDIKA AMPANAJANA ANY ANDRAMATOA MINISITRANY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ???? ??????????? ?????. 

AMBASADORO INDIANA MONINA SY MIASA ETO AMINTSIKA ??????? ?????????? DIA NITSIDIKA AMPANAJANA ANY ANDRAMATOA MINISITRANY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ???? ??????????? ?????. Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana sy nitafa tamin’ny minisitry Serasera sy ny Kolontsaina, ???? ??????????? ?????, ny ambasadoro Indiana monina sy miasa eto amintsika,…

Autres, Le Ministère

AKAN’NY FARITRA-TOAMASINA II 

AKAN’NY FARITRA-TOAMASINA II ?? ????????-???????? ????????? ?????’???? ???????????-???’?? ???????? Ny hametraka ny serasera amin’ny toerany sy ny lanjany sahaza azy no nasongadin-dRamatoa minisitry ny serasera sy ny kolontsaina ???? ??????????? ????? raha nihaona tamin’ny fianakaviam-ben’ny haino vaky jery izy ( mpitantana haino amanjery, mpanao gazety…

Contrat Programme MCC, Le Ministère

AKON’NY FARITRA-TOAMASINA 

AKON’NY FARITRA-TOAMASINA ?? ????????-???????? ????????? ?????’???? ???????????-???’?? ????-????? ?? ??????????? Ny hampivelatra ny ambaindain’ny sehatry ny zava-kanto sy hanome aina ny indostria ara-kolontsaina no navoitran-dRamatoa minisitry ny serasera sy ny kolontsaina ???? ??????????? ????? raha nifanatrika sy nitafatafa tamin’ny fianakaviam-ben’ny kolontsaina izy tao amin’ny Tranoben’ny…

Autres, Le Ministère

TOAMASINA 

TOAMASINA Nandritra ny fandalovany tany amin’ny Faritra Atsinanana dia nihaona tamin’ny ????????? ??????????? ??????́ ramatoa minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ???? ??????????? ?????, nahazo ny tsodrano taminy taorian’ny nandraisany ny toerana amin’ny maha minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina azy.  

Plateforme MCC DSI.